<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Landy RABENIRAINY</author>
<title>ANDRIAMANITRA BE VONINAHITRA ASAFA74</title>
<lyrics>[V1]
 Andriamanitra be voninahitra, Andriamanitra Fitiavana,
 Andriamanitra Fahamarinana,
 Tonga ho ahy tsy manam-pahamendrehana,
 Andriamanitra Fitiavana,
 Andriamanitra Fahasoavana,
 Andriamanitra Fanavotana,
 Tonga ho ahy ho famonjena ny fanahy.

[V2]
 Deraiko Ianao Andriamanitra ô !
 Satriko foana hidera Anao,
 Deraiko Ianao Andriamanitra ô !
 Ambony loatra ny toetranao,
 Deraiko Ianao Andriamanitra ô !
 Satriko foana hidera Anao,
 Deraiko Ianao Andriamanitra ô !
 Ambony loatra ny toetranao,
 Ka toy izao ny hirako : &quot;Haleloia! Amena!&quot;</lyrics>
<hymn_number>74</hymn_number>
</song>